Teny iditra (1/2) | 1 mahina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 full of anxious thoughts. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [1.3] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 7 kaodikaody, maodimaody, matahotahotra, miahiahy |
Teny iditra (2/2) | 8 mahiña |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 mosary [Bara]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 11 hamina, mahina, mahiña, mihana, hamina, mahina, mahiña, mihana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |