|
|
|
|

Teny iditra1  mahira-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mahataka-kevitra avy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to have an alert mind, to be intelligent [1.7]
Singan-teny  5  mahiratra, saina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mahira-tsaina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25