Teny iditra | mahira-tsaina (hiratra, saina) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | mahataka-kevitra avy hatrany [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | to have an alert mind, to be intelligent [Hallanger 1973] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahira-tsaina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |