Teny iditra | 1 mahisa |
Fototeny | 2 isa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#275] qui compte ou qui peut compter |
Ohatra |
5 Izay mahisa ity hianareo dia omeko vola ariary folo [1.436] 6 Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#4.23.10] 7 ] |
Fivaditsoratra | 8 ahasim, asahim, hasaim, hasiam, hasima, hiasam, mahisa, masahi, samahi, simaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |