Teny iditra | 1 maimay |
Fototeny | 2 may |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] pressé, qui a hâte de |
Ohatra |
6 maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [2.445] 7 Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [2.324] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny maimay io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |