Teny iditra | 1 maimbo fana |
Singan-teny | 2 maimbo, fana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny fofona re amin' ny vehivavy vao terabao, na fofon' ny vary na hena nialina andro ka nohafanaina ny ampitso maraina |
Fivaditsoratra | 5 fanamaimbo, maimbo fana, mifanamboa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |