Teny iditra (1/3) | 1 maimbo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] stinking 5 [1.7] stinking |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#418, 1.8, 1.196, 1.405] puant 7 [1.3#418] qui répand une mauvaise odeur 8 [1.196] qui répand une odeur forte, généralement désagréable (mais il y a des grandes variations, y compris d'une région à l'autre de Madagascar, sur ce qu'on estime sentir bon ou mauvais) |
Ohatra |
9 [2.499#41] Tsy maimbo akory, fa mamoavary. 10 [1.437#] miaraka amin' ny mpanjono maimbo lanin-toho. 11 [2.357#] Aty anaty lava-tany maimbo no ametrahany ahy! 12 [2.48] raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. |
Fototeny | 13 imbo |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 19 mamofona, mafaraka, mavao, mavingo, malany, many, masiso, mavoroka, mantsina, mangidy, mangeroka, mahavaky trano |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 50 maimbo |
Sokajin-teny | 51 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
52 [1.1] Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy |
Fanazavàna teny anglisy |
53 [1.7] dishonored |
Fanazavàna teny frantsay |
54 [1.3#418, 1.8] déshonoré |
Mpanahaka | 55 afa-pofona, afa-boninahitra, maimbo tsikahonkahona |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 57 maimbo |
Sokajin-teny | 58 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
59 [1.78] [Sihanaka]
lolo, angatra |
Ohabolana | 60 Ohabolana misy io teny maimbo io |
Fivaditsoratra | 61 iombam, maimbo, mamboy, miombà, miomba, ombaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |