Teny iditra | maimbo ladina | |
Singan-teny | maimbo ; ladina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fofona mahafenofeno re amin' ny ahitra na anana mbola tanora [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Odeur de la végétation forestière abattue, lorsqu'on défriche [1.196] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |