|
|
|
|

Teny iditra1  maimbo tain' akoho
Singan-teny  2  maimbo, tay, akoho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  akohokely izay mbola tsy famono, izay aharenesana fofona masiso rehefa masaka na re hefa hafanaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01