Teny iditra (1/4) | 1 main' main- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe may |
Ohatra |
3 [2.445#66] Mety isy ny main-tany. 4 [2.117#128] Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. 5 [2.324#] nefa tsy ranonoram-baratra fananao ora-main-andro. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 7 main
![]() |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.32, 1.42] ankabiazany, lohany |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.17] fotony, ny ilaina indrindra; tsy misy manampy |
Teny iditra (3/4) | 11 main
![]() |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.17] ny ranomasin-dehibe (the high sea) fantsona mitondra rano (pipe or duct carrying water) taroby mitondra herim-baratra (circuit carrying electricity) |
Teny iditra (4/4) | 14 main
![]() |
Sokajin-teny | 15 anarana (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.4, 1.8, 1.66] tanana (une main) |
Fivaditsoratra | 17 amin-, anim, main', many, mian~, mina, niam, nima |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |