|
|
|
|

Teny iditra1  main-tany
Singan-teny  2  may, tany
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1]
6  fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  saison sèche [1.13]
Tovy hevitra  8  asotry, ririnina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  main-tany, tamiñañy

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13