Teny iditra | maino | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | Sensible [1.13] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | maino (maina) | |||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana mainina | |||
Ohatra | Maino ny soratra alohan' ny hamadihanao ny takelaka
[1.1] | |||
Fivaditsoratra | amony, maino, manoy, minoa, moany, moina, omany |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/21 |