Teny iditra | 1 maintinato |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#419] nom d'une étoffe ou mouchoir noir à bords blancs |
Ohatra |
4 [2.285#285] hotronin-dRainikoto mivady sy Rainilezoma sy Iorara, mido-ladola ery ambony bao, miakanjo lambarano, mipataloha lambarano, mitafy maintinato. |
Voambolana |
5 Toe-karena: zaitra |
Singan-teny | 6 mainty, nato |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |