Teny iditra maintsoririnina > maitsoririnina (maitso, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ireo izay velon-dray aman-dreny ka mana-mpanohana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay ceux qui ont encore père et mère pour soutien [Abinal 1888]

Teny iditra maintsoririnina > maitsoririnina (maitso, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' ahitra (Senecio erechthiloides)
¶ Enti milaza koa izay zava-maniry rehetra mijanona ho maitso mandritra ny taona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay herbe. Senecio erechthiloides, Baker
¶ se dir aussi des plantes qui restent vertes pendant la saison froide [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Senecio erechthiloides

Teny iditra maintsoririnina > maitsoririnina (maitso, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay [ maintsoririnina ] appellation botanique: Chloroxylon faho [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Chloroxylon faho
Teny mitovy hevitra faho