Teny iditra maitsoririnina (maitso, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo izay velon-dray aman-dreny ka mana-mpanohana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ceux qui ont encore père et mère pour soutien [Abinal 1888 takila 420]

Teny iditra maitsoririnina (maitso, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra (Senecio erechthiloides)
¶ Enti milaza koa izay zava-maniry rehetra mijanona ho maitso mandritra ny taona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay herbe. Senecio erechthiloides, Baker
¶ se dir aussi des plantes qui restent vertes pendant la saison froide [Abinal 1888 takila 420]
Voambolana 
Anarana siantifika Senecio erechthiloides

Teny iditra maitsoririnina (maitso, ririnina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [ maintsoririnina ] appellation botanique: Chloroxylon faho [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Chloroxylon faho
Mpitovy hevitra faho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31