Teny iditra | maisatra | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany ¶ Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta [Rajemisa 1985] | |||
mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [SLP 1986] | ||||
Fandikana frantsay | apre, âcre, visqueux [Abinal 1888] | |||
visqueux [SLP 1986] | ||||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |