|
|
|
|

Teny iditra1  maivan-doha
Singan-teny  2  maivana, loha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra [1.1]
Tovy hevitra  5  maivan-tsaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19