|
|
|
|

Teny iditra1  maivan-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra
Singan-teny  4  maivana, saina
Tovy hevitra  5  maivan-doha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10