|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maivana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] light in weight
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] léger
6  [1.3] sans poids
figuré: sans portée, vite, léger
Ohatra  7  Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [2.4]
8  ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tohi-kevitra  14  mavesatra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)26  maivaña
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.78] [Sihanaka] sitrana

Fivaditsoratra  29  amavany, anaviam, maivaña, maivana, mañavay, manavia

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24