|
|
|
|

Teny iditra1  maivan-doha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra
Singan-teny  4  maivana, loha
Tovy hevitra  5  maivan-tsaina

Fivaditsoratra  6  hanadiovam, hanodiavam, maivan-doha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21