|
|
|
|

Teny iditra1  maizim-bolana
Singan-teny  2  maizina, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotoana tsy ahitana ny volana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the dark of the moon
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] le temps où la lune est invisible
Ohatra  7  Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470]
8  Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470]
Voambolana  9  Haikintana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny maizim-bolana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07