Teny iditra maizina am-pototry ny mazava
Singan-teny maizina ; fototra ; mazava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona tsy manam-pahalalanana tsy mahalala fomba eo afovoan' ny olona mahay sy mahalala fomba [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23