Teny iditra maizinkotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Comme maizinkitro [1.3]
Ohatra Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14