Teny iditra maizinkitro
Singan-teny maizina ; kitro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom d’une perle noire [1.3]
Ohatra Izao no karazam-bakana : Voahengy, sarihangy, kely sahy lonaka, tsiambohitra, sambotsy, jijikely, maizinkitro, tsilaiby, vodilanitra, atodiosy, moraporitra, poabarahina, voavola, marojinja, etc. [1.437]
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11