Teny iditra | 1 maizinkotro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#12] comme maizinKItro#mg.n |
Ohatra |
4 Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436#] |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14 |