|
|
|
|

Teny iditra1  maka am-bavany
Singan-teny  2  maka, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] To cross-examine prisoners or accused persons.
6  [1.7] to question a suspect or a witness
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] interroger un détenu ou un témoin

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07