Teny iditra | maka an-kihitra | |
Singan-teny | maka ; hihitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandray tsy an-kijanona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To strive continually for something. To pore over one's work. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21 |