Teny iditra maka ba (aka, ba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao fiomanana (avy amin' ilay fomban' ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan' ny hanombohana hira) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2011/06/06