|
|
|
|

Teny iditra1  makadiribe
Singan-teny  2 makadiry, 3 be
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe
6 Ngezabe, goaibe
7 Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? [1.1]
Ohatra  8  ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. [2.649#]
Tovy hevitra  9 makadiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12