Teny iditra maka hevitra (aka, hevitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao dinidinika amin' olona hahitana izay tokony hatao, manontany (olona) momba izay tokony hatao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To seek information, or advice; to consider. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2011/06/06