Teny iditra | maka hevitra | |
Singan-teny | maka ; hevitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao dinidinika amin' olona hahitana izay tokony hatao, manontany (olona) momba izay tokony hatao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To seek information, or advice; to consider. [1.2] | |
Fivaditsoratra | mahavetrika, maka hevitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |