Teny iditra makarakara (karakara)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra toy ny garaba, izay misy elanelany tsy feno, mahalan-drary be, be loadoaka: Makarakara loatra itỳ lamba ity ka tsy tiako [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy with an open weave [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay transparent, mince, percé à jour: Ny mosilina no lamba makarakara (La mousseline est une étoffe transparente) / Makarakara ny tafon-trano (Le toit est percé à jour) [Abinal 1888]
 aux mailles ouvertes [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Teny iditra makarakara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tariby mifanelanelana be: Asio makarakara itỳ varavarankely itỳ [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a screen or latticework [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay treillis, grillage: Misy makarakara vy ity tonta ity (Il y a à cette ratière un grillage en fil de fer) [Abinal 1888]
 écran en treilles [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31