Teny iditra makotroka (kotroka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manetriketrika, re hatraiza hatraiza: Nakotroka izay fety tao Ananona izay
Matevim-be (fiteny amin' ny lamba na tafo herana): Lamba makotroka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20