|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  malaholaho
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  laholaho
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany
Tovy hevitra  5  malaho

Teny iditra (2/3)6  malaholaho
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fototeny  8  laholaho
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre

Teny iditra (3/3)11  malaholaho
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fototeny  13  laholaho
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Reraka dia reraka efa ambavahoana

Fivaditsoratra  15  ahalohalom, mahaloloha, malaholaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21