| Teny iditra | 1 malako |
| Fototeny | 2 lako |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako!
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 malakolako |
| Kamban-teny rehetra | 6 mamindra malako |
| Fivaditsoratra | 7 kalamo, 8 lakamo, 9 lamako, 10 lamoka, lamòka, malako, 11 Maloka, maloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|