|
|
|
|

Teny iditra1  malako
Fototeny  2  lako
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako!
Tovy hevitra  5  malakolako

Fivaditsoratra  6  akalom, alamok, kalamo, lakamo, lamako, lamoka, lamòka, malako, maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08