Teny iditra |
malaky
(laky)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Haingana, haingakaingana [1.78]
|
| Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Quick [1.2]
|
| Prompt, quick [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui va vite [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
malaky |
Ny lasa : |
nalaky |
Ny hoavy : |
halaky |
Filaza mandidy : |
malakia |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
malaky
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | Promptly, quickly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vite [1.8]
|
|