Teny iditra | malakia (laky) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra malaky | |
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | arrivez vite! puisse! [Abinal 1888] | |
Teny iditra | malakia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Sakalava] tanimboly [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | Malakia | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
Fandikana anglisy | Malakia: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly] | |
Malachi: one of the books of the Bible [Baiboly] | ||
Fandikana frantsay | Malachie: un des livres de la Bible [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Lahatsoratra | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Malakia] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |