Teny iditra |
malamakely
|
Singan-teny | malama ; kely |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza karazana vola farantsa fahizay, dia ilay nisy ny sarin' i Napoléon I [1.1]
|
| Ny vola Malamakely dia vola frantsay ihany koa tamin' ny andron' i Napoléon: manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama [2.436]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a special kind of five franc piece [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les piastres frappées à l'effigie de Napoléon 1 [1.3]
|
| Qui est lisse. Les pièces de cinq francs à l'effigie de Napoléon I et de la première République française, parce quelles étaient minces et usées et que l'écriture en était effacée [2.415]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
malamakely
|
Singan-teny | malama ; kely |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une cotonnade [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
malama kely
|
Singan-teny | malama ; kely |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zazalahy tsy misy volombava, tsy mbola vaky somotra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Imberbe [1.3]
|
|