|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  malamakely
Singan-teny  2  malama, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza karazana vola farantsa fahizay, dia ilay nisy ny sarin' i Napoléon I
5  [2.436] ny vola Malamakely dia vola frantsay ihany koa tamin' ny andron' i Napoléon: manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] the name of a special kind of five franc piece
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] Les piastres frappées à l'effigie de Napoléon 1
8  [2.415] qui est lisse. Les pièces de cinq francs à l'effigie de Napoléon I et de la première République française, parce quelles étaient minces et usées et que l'écriture en était effacée
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (2/3)10  malamakely
Singan-teny  11  malama, kely
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3] nom d'une cotonnade
Voambolana  14  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (3/3)15  malama kely
Singan-teny  16  malama, kely
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] zazalahy tsy misy volombava, tsy mbola vaky somotra
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3] imberbe

Fivaditsoratra  20  malama kely, malamakely

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08