Teny iditra malana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra lena ka efa manomboka ho maimaina: Enta miditra ny lamba na dia mbolo malamalana aza
¶ Reradreraka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra malamalana

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/24