Teny iditra malandilandy (landilandy (landy))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny omby fotsy tokam-bolo [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra malandy

Teny iditra malandilandy (landilandy (landy))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malambolambo tsara ohatra ny landy. Malambolambo sy malemilemy toy ny lamba vilory [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy silk smooth and lustrous [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay qui est soyeux, velouté, qui a le teint fin, poli, lustré [Abinal 1888]
 soyeux, lisse et brillant [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31