Teny iditra | 1 malia |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mora tapaka na vaky: Volotara malia 4 [1.78] [Taisaka, Bara] matahotra 5 [1.78] [Tanala] kanosa, saro-tahotra, kabaosy 6 [1.78] [Taisaka] kamo |
Ohatra |
7 [2.436#] Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. 8 [2.649#] Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. |
Fototeny | 9 lia |
Mpanahaka | 10 marefo, makiana. |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 ailam, alaim, alami, ialam, lamai, malay, malia, miala, mialà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |