|
|
|
|

Teny iditra1  marefo
Fototeny  2  refo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Mora tapaka, mora vaky: Marefo ny rantsan-kazo maina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  brittle, easily broken; frail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  cassant, fragile [1.8]
Mpanahaka  7  1.1=Malia=makiana
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  9  mafero, marefo, morefa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20