Teny iditra malilo (lilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] fay [Rakotosaona 1972]
 Dombo; leo, boboka, tsy tia intsony [Rajemisa 1985]

Teny iditra malilo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mamoritra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra malilo (dilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy  [Provincial] smarting, in pain [Richardson 1885]

2010/04/08