|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  malilo (lilo)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  fay [Bara] [1.78]4  Dombo; leo, boboka, tsy tia intsony [1.1]

Teny iditra (2/3)5  malilo
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  mamoritra [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)8  malilo (dilo)
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  10  smarting, in pain [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  11  malilo, milalo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20