Teny iditra (1/2) | 1 malina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny mivoaka raha fahavaratra Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] sober, prudent, circumspect |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] sobre, prudent |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny malina io |
Teny iditra (2/2) | 9 malìna |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao malina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] soyez prudent |
Fivaditsoratra | 12 alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malina, malìna, manaly, manila, manilà, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |