| Teny iditra | 1 mamadikota |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] mandinika (sakafo): Say nilefa ny aombe ke nanefasefa vavatsaso, namadikota eñ'ankijena (Nony nivoaka ny omby dia nandrapadrapaka ravinkazo ary nandinika eny ankijana
[1.78] |
| Tovy hevitra | 4 mamadikota |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|