Teny iditra mamahy (fahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To fatten, to feed. [1.2]
Ohatra fa dia asaivo mamahy akoho sy mitoto vary be ny ankizy; [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamahy
Ny lasa : namahy
Ny hoavy : hamahy
Filaza mandidy : mamahaza
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20