|
|
|
|

Teny iditra1  mamaitra
Fototeny  2  faitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] miteraka
5  [1.1] Miteraka
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [Provincial] to give birth to a child
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  mamotra, miteraka

Fivaditsoratra  12  amaritam, amiratam, iramatam, mamaitra, mamarita, miramata

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21